Rainilaiarivony : Trara antitra hianao, tompokovavy, aza marofy, mifanantera amin' ny ambanilanitra. Ny amin' ny taratasin' Andriamatoa Ratompokolahy izany. Mitaraina izy fa sasatra, mandrosoxxx hanterana ka te-hipetraka hisotro ronono ary ela niantsiraxxx ka te-hody aty Imerina. Sitraka sy fankatelemana no atolotr' i Tompokovavy azy fa xxx manan-dray manan-dreny izy sy fanjakany mitoetra amin. xxx olona iray toa zato ka iza no hasolo azy ? Indreo eo hianaxxx Menavazana, nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka. Nixxx kina sahady mbola miandry anareo ny famoriana ny tany sy ny fanjakana. ................................................... Hiandry izay vonona va isika ary moa misy amintsika afaka hanome anarana hafa noho izay hambarako izao ve ? Saxxx aho mba efa nandinidinika ihany ka manana ny hatolxxx anareo raha sitrakareo Tompokovavy ka laninareo tompoko- lahy. Tsy hisy ho terena na ho vozonana anefa fa teny ierxxx tokotokoa no hataontsika eto ka diniho sy hevero tsara xxx anenenana fa toerana sarotra Antomboka ary komandy lehibe no ho soloana. ... Tsy iza izany fa ny zanaky ny Andriambaventy Rainisxxx dia Rasata komandy tanora, tsara ofana ary tena ampy faxxx lalana no sady zanak' omby tsy ampianarin-domano rahaxxx Raha hitanareo fa misy ny mahamety izany dia ierantsika indro eo rainy... |
Izany ary no izy tompoko fa naposako ny hevitro Tsy asiako ambanambana fa avy hatrany dia tineviko Ka ny fantatro ho mendrika tokoa no nomeko Dia ny itokiako ahavita, io no notendreko. Ranavalona : Rainisata : Ranavalona : Rainilaiarivony : |
|
![]() |