Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
[vonoina ny ] omby, ny satrohiny (vody hena ) dia anjaran’ny mpisorona. Ny fony mbanin’izay rehetra momba azy dia an’ilay mpanampy ny mpisorona. Analana kely ny trafony ka tohizina eo an-tampon’ny hazomanga. Ny hena sisa dia zarain’ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona.  b- Raha vary no ataoTotoina madio tsara ny vary tsy asiana maintimainty na akotry aza. Dia andrahoina ary rehefa masaka dia velarina ery atsinanana manolotra ny rindrina ery ny tsihy madio tsy mbola nandrian’olona, eo ambonin’io tsihy io asiana harona mifanarona atao hoe « Tsandetsy » Eo ambonin’io indray asiana sahafa dia zavatra madio tsara efa norarena koa. Ary ny farany ambony indrindra lafihana ravin’akondro. Loarana amin'izay ny vary hatao eo. Etsy ambany nasiana ravina ihany diaI- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |