Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
norvégienne ihany tamin’ny taona 1893 ka tao anatin’ny 3 volana dia noroahinay tsy hitoetra tany. Nefa hitanay ankehitriny, fa vato tsy nendahan-tanan’olona io vato notoriny tany aminay io ka manorotoro ny sampinay, ka efa hita fa io vato io dia ho tonga tendrombohitra lehibe manerana ny Bara manontolo, fa maromaro ny Bara no efa kristiana, tsy dia vitsy no mpampianatra, mpitori-teny ary evanjelistra. Misy efa pasteur aza. Nefa mbola midodododo ihany ny tovolahy Baralahy hianatra amin'ny kolejin’ny mission norvegienne hampandroso ny tanin-drazany. Ireto no hiran’ireo izay efa voababon’i Kristy ho azy ireo ankehitriny :
« Izaho fahiny nahery nandà, 7: Raha ny fitondran’Andriamanitra anay no hotanisaina, tsy mahita fiteny I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |