Index

Proverbs : rondrona

Proverb 1Ny rondrona laha naneno avy tamin-dRabekotrana. [1.147 #N12]

Proverb 2Ñy rondrona laha mañeno, avy tamin-drakotraña. [2.165]
Malagasy interpretationNy mampaneno ny rondrona dia nono irakotrana. + Rondrona sy kotrana: kofehy lava mihenjana fehezan-tapa-kazo maneno ho enti-miandry fody. Rondrona: ilay kofehy lava. Kotrana: ireo tapa-kazo mifehy amin' ny kotrana. [2.165]

Index