Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mpitery | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mpitery mahita ny tohany, ary mpandrohy mahita ny traingony. [2.165 #2290, 2.558 #2626] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ombilahy ka jokoin' ny vositra; mpitery ka ambakain' ny saraka. [2.165 #2151]
Ombilahy ka no jokoin' ny vositra, mpitery ka no ambakain' ny saraka. [2.558 #3407] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un taureau surpris par un bœuf (coupé); celui qui trait la (vache) trompé par le veau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Un fort surpris ou trompé par un faible. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||