Index

Proverbs : mivadi-po

Proverb 1Akanga nanamborana, ka mivadi-po mandrakariva. [2.653 #32, 2.974 #355]
French translationLa pintade échappée à un carnage est sujette à des frayeurs continuelles. [2.974 #355]

Proverb 2Na mikorontana aza ny tsena, ny olo-marina tsy mba mivadi-po. [2.653 #2013]

Proverb 3Tsy misy matoky toy ny mpangala-pihinana ; fa raha mihetsika ny takotra, dia mivadi-po. [2.653 #3535]

Index