Index |
|
|
|
Proverbs : mihoraka
|
|
|
Proverb 1 | Mitari-bato tsy mihoraka: very ny androatokon' aina. [1.1]
Raha mitari-bato tsy mihoraka, very ny an-droatokon’ aina; raha mifankatia tsy miresaka, very ny an-droatokom-pihavanana. [2.558 #235, 2.653 #2697, 2.974]
|
Malagasy interpretation | Rehefa manao zava-tsarotra ifanakonana, manome hery sy ahavitana be ny fiarahana mihorakoraka, mihirahira, fa tsy mangingina samy maka ho azy. [1.1]
|
French translation | Pousser une grosse pierre et ne pas crier, c’est perdre les deux tiers de ses forces ; (s’aimer et ne pas se le dire, c’est perdre les deux tiers de l’affection). [2.974 #19]
|
|
|
Index |
|
|