Index

Proverbs : manifi-drano

Proverb 1Raha soasoa no ataon-drahavana, dia tsiriry miandry farihy izahay, fa raha ratsiratsy no ataon-drahavana, manifi-drano izahay dia lasa. [2.558 #3656]

Proverb 2Tsiriry vorona ka manifi-drano dia lasa. [2.558 #4461]

Index