Index

Proverbs : manantsafa

Proverb Hanantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [Cousins 1871 #1522]
Manantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [Nicol 1935 #325]
Manantsafa ohatra ny mpaka afo. [Rajemisa 1985 #29]
Malagasy interpretation manontany zavatra efa fantatra rahateo [Rajemisa 1985 #29]
French translation Interroger au sujet d’une chose évidente, comme celui qui demande du feu. [Nicol 1935 #325]

Index