Index

Proverbs : ampango

Proverb 1Ampango tsy indroa manitra. [1.147]

Proverb 2Lemaro tsy tek’ ampango : tsy nanan’ ela. [1.147 #L45]

Proverb 3Mikoan' ny nahiny ohatra ny ampango tra-maraina. [1.1 #67]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny zavatra rehetra mianjera ho azy rehefa tonga ny fotoany na dia tsy nisy nampianjera aza. [1.1 #694]
Miala ho azy amin' ny nahim-pony fa tsy ilaina esorina akory rehefa tonga ny fotoanany. [1.1 #67]

Index