Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : Ambato | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mangazana ovy am-bato. [1.147 #M59] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ovy am-bato ñy olona: raha mieto fa tsy tapitra. [2.165]
Ovy am-bato : raha maito fa tsy tapitra. [1.147 #O30] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Toy ny ovy am-bato ny olona: maniry ihany fa tsy tomombana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [1.147 #P7] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||