|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 11.20 |
And Reu lived two and thirty years, and begat Serug: |
Ary rehefa roa amby telo-polo, taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an' i Seroga izy. |
Rahefa roa amby telo-polo taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an' i Saroga izy. |
Quand Réu eut trente-deux ans, il engendra Serug. |
Gen / Jen 11.21 |
And Reu lived after he begat Serug two hundred and seven years, and begat sons and daughters. |
Ary ny andro niainan-dReo taorian' ny niterahany an' i Seroga dia fito amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. |
Ary mbola velona fito sy roan-jato taona Reo, taorian' ny niterahany an' i Saroga, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. |
Après la naissance de Serug, Réu vécut deux cent sept ans et il engendra des fils et des filles. |
Gen / Jen 11.22 |
And Serug lived thirty years, and begat Nahor: |
Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan' i Seroga, dia niteraka an' i Nahora izy, |
Rahefa telo-polo taona ny andro niainan' i Saroga dia niteraka an' i Nakora izy. |
Quand Serug eut trente ans, il engendra Nahor. |
Gen / Jen 11.23 |
And Serug lived after he begat Nahor two hundred years, and begat sons and daughters. |
Ary ny andro niainan' i Seroga taorian' ny niterahany an' i Nahora dia roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. |
Ary mbola velona roan-jato taona Saroga, taorian' ny niterahany an' i Nakora, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. |
Après la naissance de Nahor, Serug vécut deux cents ans et il engendra des fils et des filles. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.26 |
Serug, Nahor, Terah, |
Seroga, Nahora, Tera, |
Seroga, Nakora, Tare, |
Serug, Nahor, Térah, |
|
|
The Gospel according to Luke |
Lioka |
Lioka |
L'Évangile selon Saint Luc |
... | ... | ... | ... | ... |
Lio / Lk 3.35 |
Which was the son of Saruch, which was the son of Ragau, which was the son of Phalec, which was the son of Heber, which was the son of Sala, |
zanak' i Seroga, zanak' i Reo, zanak' i Palega, zanak' i Ebera, zanak' i Sela, |
zanak' i Saroga, zanak' i Reo, zanak' i Falega, zanak' i Hebera, zanak' i Salè, |
fils de Sérouch, fils de Ragau, fils de Phalec, fils d'Éber, fils de Sala, |