Chapters and verses mentioning Tabera

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 11.3 And he called the name of the place Taberah: because the fire of the Lord burnt among them. Ary ny anaran' izany tany izany dia nataony hoe Tabera, satria nandoro azy ny afon' i Jehovah. Noho ny afon' ny Tompo nirehitra tamin' izy ireo dia nomena anarana hoe: Tabeerà io fitoerana io. On appela donc ce lieu Tabeéra, parce que le feu de Yahvé s'était allumé chez eux.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 9.22 And at Taberah, and at Massah, and at Kibrothhattaavah, ye provoked the Lord to wrath. Ary tao Tabera sy Masa ary Kibrota-hatava no nampahatezeranareo an' i Jehovah. Nampahatezitra an' ny Tompo koa hianareo, tany Tabeerà sy Masah, ary Kibrota-Hataavà. Et à Tabeéra, et à Massa, et à Qibrot-ha-Taava, vous avez irrité Yahvé.