Apo / Ap 2.13 |
I know thy works, and where thou dwellest, even where Satan' s seat is: and thou holdest fast my name, and hast not denied my faith, even in those days wherein Antipas was my faithful martyr, who was slain among you, where Satan dwelleth. |
Fantatro izay onenanao, dia ao amin' ny itoeran' ny seza fiandrianan' i Satana; ary mitàna mafy ny anarako ianao ka tsy nandà ny finoana Ahy, na dia tamin' ny andron' i Antipasy martiorako aza, izay lehilahy nahatoky Ahy, dia ilay novonoina teo aminareo, teo amin' izay onenan' i Satana. |
Fantatro ny itoeranao, dia eo amin' ny misy ny seza fiandrianan' i Satana; nefa mitana mafy ny anarako hianao, ka tsy nandà ny finoana ahy na dia tamin' ny andron' i Antipasy martiriko aza, izay lehilahy mahatoky ahy sy novonoina teo aminareo, dia teo amin' izay onenan' i Satana. |
Je sais où tu demeures : là est le trône de Satan. Mais tu tiens ferme à mon nom et tu n' as pas renié ma foi, même aux jours d' Antipas, mon témoin fidèle, qui fut mis à mort chez vous, là où demeure Satan. 73.002.013 |