Nom / Fan 34.27 |
And the prince of the tribe of the children of Asher, Ahihud the son of Shelomi. |
ary ny lohan' ny firenena taranak' i Asera dia Ahihoda, zanak' i Selomy; |
Ahioda izay filohany, zanak' i Salomy, amin' ny fokon' ny zanak' i Asera; |
pour la tribu des fils d' Asher, le prince Ahiud, fils de Shelomi ; |
1Tt / 1Tan 8.7 |
And Naaman, and Ahiah, and Gera, he removed them, and begat Uzza, and Ahihud. |
Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an' i Oza sy Ahihoda izy. |
Naamàna, Akià, ary Gerà ilay namindra azy sy niteraka an' i Ozà sy Ahioda. |
Naamân, Ahiyya et Géra. C' est lui qui les emmena en captivité; il engendra Uzza et Ahihud. |