|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Helesa

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.26 Helez the Paltite, Ira the son of Ikkesh the Tekoite, Heleza Paltita, Ira, zanak' Ikesy Tekoita, Helesa avy any Falty; Hirà zanak' i Aksesa, avy any Tekoe; Héleç, de Bet-Pélèt. Ira fils d' Iqqèsh, de Teqoa.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.39 And Azariah begat Helez, and Helez begat Eleasah, ary Azaria niteraka an' i Haleza; ary Haleza niteraka an' i Elasa; Azariasa niteraka an' i Helesa, Helesa niteraka an' i Elasa, Azarya engendra Héleç, Héleç engendra Éléasa,
...............
1Tt / 1Tan 11.27 Shammoth the Harorite, Helez the Pelonite, sy Samota Harorita sy Haleza Pelonita Sammota avy any Arorì, Helesa avy any Falona, Shammot le Harorite, Héleç le Pelonite,
...............
1Tt / 1Tan 27.10 The seventh captain for the seventh month was Helez the Pelonite, of the children of Ephraim: and in his course were twenty and four thousand. Ny fahafito, ho amin' ny volana fahafito, dia Heleza Pelonita, isan' ny taranak' i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Helesa, Falonita, isan-taranak' i Efraima no fahafito, ho amin' ny volana fahafito, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le septième, affecté au septième mois, était Héleç, le Pelonite, l' un des fils d'Éphraïm; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.