Ezr / Esd 2.13 |
The children of Adonikam, six hundred sixty and six. |
ny taranak' i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato; |
enina amby enimpolo sy enin-jato ny taranak' i Adonikama; |
les fils d' Adoniqam : 666; |
Ezr / Esd 8.13 |
And of the last sons of Adonikam, whose names are these, Eliphelet, Jeiel, and Shemaiah, and with them threescore males. |
ary ny avy tamin' ny taranak' i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin' ny namany enim-polo lahy, |
tamin' ny taranak' i Adonikama, dia farany ireo, ka izao no anarany: Elifeleta, Jehiela, ary Semaiasa, mbamin' ireo enimpolo lahy niaraka taminy; |
des fils d' Adoniqam : les cadets dont voici les noms Eliphélèt, Yeïel et Shemaya, et avec eux 60 mâles; |
Neh / Ne 7.18 |
The children of Adonikam, six hundred threescore and seven. |
ny zanak' i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato; |
fito amby enimpolo sy enin-jato ny taranak' i Adonikama; |
les fils d' Adoniqam : 667; |