|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 2.11 |
The children of Bebai, six hundred twenty and three. |
ny taranak' i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato; |
telo amby roapolo sy enin-jato ny taranak' i Belaì; |
les fils de Bébaï : 623; |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 8.11 |
And of the sons of Bebai; Zechariah the son of Bebai, and with him twenty and eight males. |
Zakaria, zanak' i Bebay, avy tamin' ny taranak' i Bebay, mbamin' ny namany valo amby roa-polo lahy, |
tamin' ny taranak' i Bebaì, Zakaria zanak' i Bebaì mbamin' ireo valo amby roapolo lahy izay niaraka taminy; |
des fils de Bébaï : Zekarya, fils de Bébaï, et avec lui 28 mâles; |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 10.28 |
Of the sons also of Bebai; Jehohanan, Hananiah, Zabbai, and Athlai. |
ary ny avy tamin' ny taranak' i Bebay dia Johanana sy Hanania sy Zabay sy Atlay; |
tamin' ny taranak' i Bebaì: Johanàna, Anania, Zabaì, Atalaì; |
des fils de Bébaï : Yohanân, Hananya Zabbaï, Atlaï; |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 7.16 |
The children of Bebai, six hundred twenty and eight. |
ny taranak' i Bebay dia valo amby roa-polo amby enin-jato; |
valo amby roapolo sy enin-jato ny taranak' i Bebaì; |
les fils de Bébaï : 628; |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 10.16 |
Adonijah, Bigvai, Adin, |
Bony, Azgada, Bebay, |
Bonì, Azgada, Bebaì, |
Bunni, Azgad, Bébaï, |