|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.20 |
These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, |
Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana |
Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. |
Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana, |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.22 |
And the children of Lotan were Hori and Hemam; and Lotan' s sister was Timna. |
Ary ny zanakalahin' i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin' i Lotana. |
Ny zanakalahin' i Laotana dia: Hori sy Hemana, ary Tammà no anabavin' i Laotana. |
Les fils de Lotân furent Hori et Hémam, et la soeur de Lotân était Timna. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.29 |
These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah, |
Ary izao no loham-pirenena tamin' ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny |
Izao no loham-pirenena amin' ny Horeana: Laotana loham-pirenena, Sobala, loham-pirenena, Sebeona, Anà, loham-pirenena; |
Voici les chefs des Horites : le chef Lotân, le chef Shobal, le chef Çibéôn, le chef Ana, |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.38 |
And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezar, and Dishan. |
Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. |
Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. |
Fils de Séïr : Lotân, Shobal, Çibéôn, Ana, Dishôn, Éçer, Dishân. |
1Tt / 1Tan 1.39 |
And the sons of Lotan; Hori, and Homam: and Timna was Lotan' s sister. |
Ary ny zanakalahin' i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin' i Lotana. |
Zanak' i Lotàna: Horì, sy Homama. Anabavin' i Lotàna: Thamnà. |
Fils de Lotân : Hori et Homam. Soeur de Lotân, Timna. |