|
|
1st Book of Kings |
1 Mpanjaka |
Mpanjaka I |
1er Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 1.3 |
So they sought for a fair damsel throughout all the coasts of Israel, and found Abishag a Shunammite, and brought her to the king. |
Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran' ny tanin' ny Isiraely rehetra izy ka nahita an' i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin' ny mpanjaka. |
Dia nitady zazavavy tsara tarehy eran' ny tanin' Israely rehetra ny olona, ka nahita an' i Abisaga Sonamita, ary nentina tao amin' ny mpanjaka io. |
Ayant donc cherché une belle jeune fille dans tout le territoire d' Israël, on trouva Abishag de Shunem et on l' amena au roi. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 1.15 |
And Bathsheba went in unto the king into the chamber: and the king was very old; and Abishag the Shunammite ministered unto the king. |
Ary Batseba dia nankao amin' ny mpanjaka tao amin' ny efi-trano nitoerany; ary efa antitra ny mpanjaka; ary Abisaga Sonemita nanompo azy. |
Dia nankao amin' ny mpanjaka tao an' efitranony, Betsabea; efa antitra dia antitra ny mpanjaka, ary Abisaga Sonimata nanompo azy teo. |
Bethsabée se rendit chez le roi dans sa chambre il était très vieux et Abishag de Shunem le servait . |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 2.17 |
And he said, Speak, I pray thee, unto Solomon the king, (for he will not say thee nay,) that he give me Abishag the Shunammite to wife. |
Dia hoy izy: Masìna ianao, mitenena amin' i Solomona mpanjaka (fa tsy handà anao izy). mba homeny ho vadiko Abisaga Sonemita. |
Dia hoy izy: Miangavy anao aho hilaza amin' i Salomona mpanjaka, fa tsy handà anao izy, mba hanomezany an' i Abisaga Sonamita ho vadiko. |
Il reprit : " Dis, je te prie, au roi Salomon - car il ne te rebutera pas - qu' il me donne Abishag de Shunem pour femme. " |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 2.21 |
And she said, Let Abishag the Shunammite be given to Adonijah thy brother to wife. |
Dia hoy izy: Aoka Abisaga Sonemita homena ho vadin' i Adonia rahalahinao. |
Dia hoy izy: Aoka homena ho vadin' i Adoniasa rahalahinao Abisaga Sonamita. |
Elle continua : " Qu' on donne Abishag de Shunem pour femme à ton frère Adonias. " |
1Mp 2.22 |
And king Solomon answered and said unto his mother, And why dost thou ask Abishag the Shunammite for Adonijah? ask for him the kingdom also; for he is mine elder brother; even for him, and for Abiathar the priest, and for Joab the son of Zeruiah. |
Fa Solomona mpanjaka namaly ka nanao tamin-dreniny hoe: Nahoana ianao no mangataka an' i Abisaga Sonemita ho an' i Adonia; angataho ho azy koa ary ny fanjakana, fa izy no zokiko, dia ho azy sy Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba, zanak' i Zeroia. |
Fa hoy ny navalin' i Salomona mpanjaka tamin-dreniny: Ahoana no angatahinao an' i Abisaga Sonamita ho an' i Adoniasa? Angataho ho azy koa ny fanjakana; fa izy rahateo no zokiko, dia ho azy sy ho an' i Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba zanak' i Sarvià. |
Le roi Salomon reprit et dit à sa mère : " Et pourquoi demandes-tu pour Adonias Abishag de Shunem ? Demande donc pour lui la royauté ! Car il est mon frère aîné et il a pour lui le prêtre Ébyatar et Joab fils de Çeruya ! " |