Chapters and verses mentioning Nabozardana

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.8 And in the fifth month, on the seventh day of the month, which is the nineteenth year of king Nebuchadnezzar king of Babylon, came Nebuzaradan, captain of the guard, a servant of the king of Babylon, unto Jerusalem: Ary tamin' ny andro fahafito tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, mpanompon' ny mpanjakan' i Babylona, Tamin' ny volana fahadimy, andro fahafiton' ny volana, taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonosora mpanjakan' i Babilona, dia tonga tao Jerosalema Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina mpanompon' ny mpanjakan' i Babilona. Au cinquième mois, le sept du mois c'était en la dix-neuvième année de Nabuchodonosor, roi de Babylone , Nebuzaradân, commandant de la garde, officier du roi de Babylone, fit son entrée à Jérusalem.
...............
2Mp 25.11 Now the rest of the people that were left in the city, and the fugitives that fell away to the king of Babylon, with the remnant of the multitude, did Nebuzaradan the captain of the guard carry away. Ary izay olona sisa tao an-tanana sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan' i Babylona ary ny vahoaka betsaka sisa dia nentin' i Neborazadana, lehiben' ny mpiambina, ho babo avokoa. Nentin' i Nabozardana kapitenin' ny mpiambina avokoa ny vahoaka sisa tafajanona tao an-tanàna, sy ny mpilefa nitolo-tena tamin' ny mpanjakan' i Babilona, ary ny vahoaka be sisa rehetra, Nebuzaradân, commandant de la garde, déporta le reste de la population laissée dans la ville, les transfuges qui avaient passé au roi de Babylone et le reste de la foule.
...............
2Mp 25.20 And Nebuzaradan captain of the guard took these, and brought them to the king of Babylon to Riblah: dia nosamborin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ireo ka nentiny ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla. Nony azon' i Nabozardana kapitenin' ny mpiambina ireo, dia nentiny ho any amin' ny manjakan' i Babilona tany Rebla. Nebuzaradân, commandant de la garde, les prit et les mena auprès du roi de Babylone à Ribla,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 39.9 Then Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive into Babylon the remnant of the people that remained in the city, and those that fell away, that fell to him, with the rest of the people that remained. Ary ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nanatona azy ary ny vahoaka sisa koa dia nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ho babo tany Babylona. ary ny vahoaka sisa tamin' ny tany izay tafajanona teo, dia nentin' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina, ho babo any Babilona. Nebuzaradân, commandant de la garde, déporta à Babylone le reste de la population laissée dans la ville, les transfuges qui s'étaient rendus à lui et le reste des artisans.
Jer / Jr 39.10 But Nebuzaradan the captain of the guard left of the poor of the people, which had nothing, in the land of Judah, and gave them vineyards and fields at the same time. Nefa ny olona malahelo izay tsy nanana na inona na inona kosa dia nisy ihany navelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' ny tanin' ny Joda sady nomeny tanim-boaloboka sy tanimboly tamin' izany andro izany. Fa ny olona mahantra sasantsasany, tsy manana na inona na inona, dia navelan' i Nabokodonozora, lehiben' ny mpiambina, teo amin' ny tanin' i Jodà, sady nomeny tanim-boaloboka aman-tanimboly tamin' izay andro izay izy ireo. Au contraire, Nebuzaradân, commandant de la garde, laissa au pays de Juda ceux du peuple qui étaient pauvres et ne possédaient rien; en même temps, il leur distribua des vignes et des champs.
Jer / Jr 39.11 Now Nebuchadrezzar king of Babylon gave charge concerning Jeremiah to Nebuzaradan the captain of the guard, saying, Ary Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, nanome teny an' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ny amin' i Jeremia nanao hoe: Nisy didy nomen' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, an' i Nabozardana, lehiben' ny mpiambina, ny amin' i Jeremia, nataony hoe: Au sujet de Jérémie, Nabuchodonosor, roi de Babylone, avait donné cet ordre à Nebuzaradân, commandant de la garde
...............
Jer / Jr 39.13 So Nebuzaradan the captain of the guard sent, and Nebushasban, Rabsaris, and Nergalsharezer, Rabmag, and all the king of Babylon' s princes; Ary Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, sy Nebosazbana, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, ary ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona rehetra Ary Nabozardana, lehiben' ny mpiambina, Nabosezibana, lehiben' ny eonoka, sy Nergaly-Seresera, lehiben' ny majy, mbamin' izy rehetra mpanapaky ny mpanjakan' i Babilona, Il avait confié cette mission à Nebuzaradân, commandant de la garde, Nebushazbân, haut dignitaire, Nergalsaréser, grand mage, et tous les officiers du roi de Babylone.
Jer / Jr 40.1 The word that came to Jeremiah from the Lord, after that Nebuzaradan the captain of the guard had let him go from Ramah, when he had taken him being bound in chains among all that were carried away captive of Jerusalem and Judah, which were carried away captive unto Babylon. Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, taorian' ny nandefasan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, azy niala tany Rama, tamin' ilay nampanalany azy fony izy mbola nigadra tao amin' ny babo rehetra avy tany Jerosalema sy Joda, izay nentina ho babo tany Babylona. Ny teny natao tamin' i Jeremia avy amin' ny Tompo taorian' ny nandefasan' i Nabozardana, lehiben' ny mpiambina azy hiala tany Ramà, nony nampanalainy izy, ilay mbola nifatotra iny, teo amin' ireo babo rehetra avy any Jerosalema sy Jodà izay nentina ho any Babilona. Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, après que Nebuzaradân, commandant de la garde, l' eut renvoyé de Rama, l' ayant pris alors qu' il se trouvait enchaîné au milieu de tous les captifs de Jérusalem et de Juda qu' on déportait à Babylone.
...............
Jer / Jr 40.5 Now while he was not yet gone back, he said, Go back also to Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan, whom the king of Babylon hath made governor over the cities of Judah, and dwell with him among the people: or go wheresoever it seemeth convenient unto thee to go. So the captain of the guard gave him victuals and a reward, and let him go. Ary raha tsy mbola nety nandeha izy, dia hoy Nebozaradana: Miverena indray any amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, izay voatendrin' ny mpanjakan' i Babylona ho mpanapaka ny tanànan' ny Joda ka tomoera aminy ao amin' ny olona, na mandehana any amin' izay tianao haleha na aiza na aiza. Dia nomen' ny lehiben' ny mpiambina vatsy sy fanomezana izy ka nalefany handeha. Raha mbola nijanonjanona teo, tsy nandeha Jeremia: Miverena ary, hoy izy, any amin' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, izay natangan' ny mpanjakan' i Babilona hanapaka ny tanànan' i Jodà, ka miaraha mitoetra aminy, eo amin' ny vahoaka; na mandehana any amin' izay tianao haleha, na aiza na aiza. Dia nomen' ity lehiben' ny mpiambina vatsy amam-panomezana izy, vao nalefany handeha. Et comme Jérémie ne s' en retournait pas encore, il ajouta : "Tu peux te tourner vers Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân, que le roi de Babylone a nommé gouverneur des villes de Juda, et rester avec lui au milieu du peuple, ou bien aller partout où cela te semble bon." Puis le commandant de la garde, lui ayant remis des vivres et un présent, le congédia.
...............
Jer / Jr 41.10 Then Ishmael carried away captive all the residue of the people that were in Mizpah, even the king' s daughters, and all the people that remained in Mizpah, whom Nebuzaradan the captain of the guard had committed to Gedaliah the son of Ahikam: and Ishmael the son of Nethaniah carried them away captive, and departed to go over to the Ammonites. Ary nentin' Isimaela ho babo ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, na ny vehivavy zanak' andriana, na ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, izay napetrak' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama; eny, Isimaela, zanak' i Netania, nitondra azy ireny ho babo, ka dia lasa niala nankany amin' ny taranak' i Amona izy. Dia nentin' Ismaely ho babo ny olona sisa tao Masfà, ireo zanakavanin' ny mpanjaka mbamin' ny vahoaka rehetra tafajanona tao Masfà, izay nomen' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, ho filohany; nentin' Ismaely zanak' i Nataniasa ho babo ireo, dia lasa nankany amin' ny taranak' i Ammona izy. Puis Yishmaèl fit prisonniers tout le reste du peuple qui était à Miçpa, les filles du roi et tout le peuple resté à Miçpa que Nebuzaradân, commandant de la garde, avait confiés à Godolias, fils d' Ahiqam; Yishmaèl, fils de Netanya, les emmena prisonniers et se mit en marche pour passer chez les Ammonites.
...............
Jer / Jr 43.6 Even men, and women, and children, and the king' s daughters, and every person that Nebuzaradan the captain of the guard had left with Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan, and Jeremiah the prophet, and Baruch the son of Neriah. dia ny lehilahy sy ny zaza amim-behivavy sy ny vehivavy zanak' andriana ary ny olona rehetra izay navelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, sy tao amin' i Jeremia mpaminany sy Baroka, zanak' i Neria ny lehilahy, ny zaza amam-behivavy, ny zanakavavin' ny mpanjaka, mbamin' ny olona rehetra, navelan' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina niaraka tamin' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna, ary koa Jeremia mpaminany, mbamin' i Baròka, zanak' i Neriàsa. hommes, femmes et enfants, ainsi que les filles du roi et toutes les personnes que Nebuzaradân, commandant de la garde, avait laissées avec Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân, notamment le prophète Jérémie et Baruch, fils de Nériyya.
...............
Jer / Jr 52.12 Now in the fifth month, in the tenth day of the month, which was the nineteenth year of Nebuchadrezzar king of Babylon, came Nebuzaradan, captain of the guard, which served the king of Babylon, into Jerusalem, Ary tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, mpanompon' ny mpanjakan' i Babylona, Tamin' ny volana fahadimy, andro fahafolon' ny volana, dia izay taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonozora, no tonga tany Jerosalema Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina, izay mpandraharahan' ny mpanjakan' i Babilona; Au cinquième mois, le dix du mois c'était en la dix-neuvième année du règne de Nabuchodonosor, roi de Babylone Nebuzaradân, commandant de la garde, un de l' entourage immédiat du roi de Babylone, fit son entrée à Jérusalem.
...............
Jer / Jr 52.15 Then Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive certain of the poor of the people, and the residue of the people that remained in the city, and those that fell away, that fell to the king of Babylon, and the rest of the multitude. Ary ny sasany tamin' ny olona malahelo mbamin' ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan' i Babylona mbamin' ny vahoaka maro be sisa dia nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ho babo avokoa. Nentin' i Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina, ho babo ny sasany tamin' ny olo-mahantra indrindra, mbamin' ny olona sisa tafajanona tao an-tanàna, sy ireo efa nitsoaka nanatona ny mpanjakan' i Babilona, ary ny mpanao tao-zavatra sisa. Nebuzaradân, commandant de la garde, déporta une partie des pauvres du peuple et le reste de la population laissée dans la ville, les transfuges qui étaient passés au roi de Babylone et ce qui restait des artisans.
Jer / Jr 52.16 But Nebuzaradan the captain of the guard left certain of the poor of the land for vinedressers and for husbandmen. Nefa ny olona malahelo dia namelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ihany mba ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany. Navelan' i Nabozardana kapitenin' ny mpiambina ihany anefa ny olo-mahantra sasany tamin' ny tany ho mpamboly voaloboka sy ho mpiasa tany. Mais Nebuzaradân, commandant de la garde, laissa une partie des pauvres du pays, comme vignerons et laboureurs.
...............
Jer / Jr 52.26 So Nebuzaradan the captain of the guard took them, and brought them to the king of Babylon to Riblah. dia nosamborin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ireo ka nentiny ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla. Nosamborin' i Nabozardana kapitenin' ny mpiambina ireo, dia nentiny ho any amin' ny mpanjakan' i Babilona, any Rebla. Nebuzaradân, commandant de la garde, les prit et les mena auprès du roi de Babylone, à Ribla,
...............
Jer / Jr 52.30 In the three and twentieth year of Nebuchadrezzar Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive of the Jews seven hundred forty and five persons: all the persons were four thousand and six hundred. tamin' ny taona fahatelo amby roa-polo nanjakan' i Nebokadnezara dia Jiosy dimy amby efa-polo amby fiton-jato no nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ho babo. Ny tontalin' izy rehetra dia enin-jato amby efatra arivo. lehilahy avy amin' i Jodà, dimy amby efapolo sy fiton-jato koa, nentin' i Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina, ho babo, tamin' ny taona fahatelo amby roapolo nanjakan' i Nabokodonozora. Enin-jato sy efatra arivo no tontalin' izy rehetra. la vingt-troisième année de Nabuchodonosor, Nebuzaradân, commandant de la garde, déporta 745 Judéens. En tout : 4.600