Nom / Fan 1.15 |
Of Naphtali; Ahira the son of Enan. |
ny avy amin' i Naftaly dia Ahira, zanak' i Enana. |
ny amin' i Neftalì: Ahira zanak' i Enana. |
Pour Nephtali, Ahira, fils d'Énân. " |
Nom / Fan 2.29 |
Then the tribe of Naphtali: and the captain of the children of Naphtali shall be Ahira the son of Enan. |
Dia vao ny firenen' i Naftaly; ary ny lohan' ny taranak' i Naftaly dia Ahira, zanak' i Enana; |
Manaraka izany dia ny fokon' i Neftalì. Ny filohan' ny taranak' i Neftalì dia Ahira zanak' i Enàna, |
La tribu de Nephtali. Prince des fils de Nephtali : Ahira, fils d'Énân. |