|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 3.21 |
Of Gershon was the family of the Libnites, and the family of the Shimites: these are the families of the Gershonites. |
Avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fokon' ny Gersonita. |
Ny fokon' i Lebny sy ny fokon' i Semeì dia avy amin' i Gersona ka atao hoe fokon' ny Gersonita. |
De Gershôn relevaient le clan Libnite et le clan Shiméite. Ce sont les clans Gershonites ; |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 3.23 |
The families of the Gershonites shall pitch behind the tabernacle westward. |
Ny fokon' ny Gersonita dia hitoby eo ivohon' ny tabernakely, dia eo andrefany. |
Eo ivohon' ny Fonenana, amin' ny lafiny andrefana, no nitobian' ny Gersonita. |
Les clans Gershonites campaient derrière la Demeure, à l' occident. |
Nom / Fan 3.24 |
And the chief of the house of the father of the Gershonites shall be Eliasaph the son of Lael. |
Ary ny lohan' ny fianakavian' ny Gersonka dia Efiasafa, zanak' i Laela. |
Ny filohan' ny fianakavian' ny Gersonita dia Eliazafa zanak' i Laela. |
Le prince de la maison de Gershôn était Élyasaph, fils de Laèl. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 4.24 |
This is the service of the families of the Gershonites, to serve, and for burdens: |
Izao no ho fanompoan' ny fokon' ny Gersonita hanompoany sy hitondrany entana: |
Izao no fanompoana hataon' ny fokon' ny Gersonita, dia ny anjara raharahany sy ny anjara entany. |
Voici quel sera le service des clans Gershonites, leurs fonctions et leurs fardeaux. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 4.27 |
At the appointment of Aaron and his sons shall be all the service of the sons of the Gershonites, in all their burdens, and in all their service: and ye shall appoint unto them in charge all their burdens. |
Araka ny tenin' i Arona sy ny zanany no hanaovan' ny Gersonita ny fanompoany amin' ny entany rehetra sy ny fanompoany rehetra; ary hatolotrao azy ho anjara-raharahany ny zavatra rehetra izay ho entiny. |
Aarona sy ny zanany no handahatra ny raharaha rehetra hataon' ny taranaky ny Gersonita momba ny zavatra rehetra hoentiny sy ny zavatra rehetra hataony; homenareo hotandremany ny zavatra rehetra tsy maintsy entiny. |
Tout ce service des fils de Gershôn - fonctions et fardeaux - se fera sous les ordres d' Aaron et de ses fils : vous aurez à les surveiller dans l' observance de leur charge. |
Nom / Fan 4.28 |
This is the service of the families of the sons of Gershon in the tabernacle of the congregation: and their charge shall be under the hand of Ithamar the son of Aaron the priest. |
Izany no ho fanompoan' ny fokon' ny Gersonita ny amin' ny trano-lay fihaonana; ary ny ho mpifehy azy amin' izany anjara-raharahany izany dia Itamara, zanak' i Arona mpisorona. |
Izany no fanompoan' ny fianakavian' ny zanaky ny Gersonita amin' ny trano lay fihaonana, izany no raharahany eo ambanin' ny fitandreman' Itamara, zanak' i Aarona mpisorona. |
Tel sera le service des clans Gershonites dans la Tente du Rendez-vous. Leur ministère dépendra d' Itamar, fils d' Aaron le prêtre. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.57 |
And these are they that were numbered of the Levites after their families: of Gershon, the family of the Gershonites: of Kohath, the family of the Kohathites: of Merari, the family of the Merarites. |
Ary izao no voalamina tamin' ny taranak' i Levy, araka ny fokony: avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Gersonita; avy tamin' i Kehata ny fokon' ny Kehatita; avy tamin' i Merary ny fokon' ny Merarita. |
Izao kosa no voaisa tamin' ny Levita araka ny fokony avy: ny fokon' ny Gersonita avy tamin' i Gersona; ny fokon' ny Kaatita avy tamin' i Kaata; ny fokon' ny Merarita avy tamin' i Merarì. |
Voici, par clans, les Lévites recensés : pour Gershôn, le clan Gershonite ; pour Qehat, le clan Qehatite ; pour Merari, le clan Merarite. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 21.33 |
All the cities of the Gershonites according to their families were thirteen cities with their suburbs. |
Ny tanàna rehetra an' ny Gersonita isam-potony dia telo ambin' ny folo ary ny tany manodidina azy avy. |
Tontalin' ny tanànan' ny Gersonita, araka ny fianakaviany, tanàna telo ambin' ny folo omban' ny manodidina azy. |
Total des villes des Gershonites, selon leurs clans : treize villes et leurs pâturages. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 23.7 |
Of the Gershonites were, Laadan, and Shimei. |
Tamin' ny Gersonita dia Ladana sy Simey. |
Ny Gersonita, dia Leedàna, sy Semeia. |
Pour les Gershonites : Ladân et Shiméï. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 26.21 |
As concerning the sons of Laadan; the sons of the Gershonite Laadan, chief fathers, even of Laadan the Gershonite, were Jehieli. |
Ny taranak' i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan' ny fianakavian' i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita. |
Amin' ny taranak' i Ledàna, izany hoe: ny taranaky ny Gersonita avy amin' i Ledàna loham-pianakavian' i Ledàna Gersonita, dia Jehiela; |
Les fils de Ladân, fils de Gershôn par Ladân, avaient les Yéhiélites pour chefs des familles de Ladân le Gershonite. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 29.8 |
And they with whom precious stones were found gave them to the treasure of the house of the Lord, by the hand of Jehiel the Gershonite. |
Ary izay nanana vato soa dia nanome azy no amin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah, hotehirizin' i Jehiela Gersonita. |
Izay nanam-bato soa, nanolotra izany teo am-pelatanan' i Jahiela Gersonita, ho rakitry ny tranon' ny Tompo. |
Y ajoutant ce qui se trouva comme pierres, ils remirent tout cela au trésor de la Maison de Yahvé, à la disposition de Yehiel le Gershonite. |
|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 29.12 |
Then the Levites arose, Mahath the son of Amasai, and Joel the son of Azariah, of the sons of the Kohathites: and of the sons of Merari, Kish the son of Abdi, and Azariah the son of Jehalelel: and of the Gershonites; Joah the son of Zimmah, and Eden the son of Joah: |
Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak' i Amasay, sy Joela, zanak' i Azaria, tamin' ny taranaky ny Kehatita; ary tamin' ny taranak' i Merary dia Kisy, zanak' i Abdia, sy Azaria, zanak' i Jehalalila; ary tamin' ny Gersonita dia Joa, zanak' i Zima, sy Edena, zanak' i Joa; |
Dia nitsangana ny Levita: Mahata zanak' i Amasaia, Joela zanak' i Azariasa, tamin' ny taranaky ny Kaatita; tamin' ny taranaky ny Merarita, Kisa zanak' i Abdì, Azariasa zanak' i Jalaleela; tamin' ny Gersonata, Joah, zanak' i Zemà, Eedena zanak' i Joah; |
Les lévites se levèrent : Mahat fils de Amasaï; Yoèl fils de Azaryahu, des fils de Qehat; des Merarites : Qish fils d' Abdi et Azaryahu fils de Yehalléléel; des Gershonites : Yoah fils de Zimma et Éden fils de Yoah; |