|
|
|
|
Makabeo I |
1er Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 4.15 |
|
|
lavon-tsabatra avokoa ny vody làlana, ary nenjehin' ny Jody hatrany Gazara, sy hatrany amin' ireo tany lemak' i Jodea sy Azota ary Jamnia, ka nahafatesany efa ho telo arivo lahy. |
mais tous les ennemis qui se trouvaient à l' arrière tombèrent sous l'épée. La poursuite atteignit Gazara> et les plaines de l' Idumée>, d' Azôtos> et de Iamnia : 3.000 hommes environ y succombèrent. |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 5.58 |
|
|
Dia nomeny didy ny miaramila amin' ny tafiny, ka nandroso hamely an' i Jamnia izy ireo. |
Ils donnèrent des ordres aux forces qu' ils commandaient et marchèrent sur Iamnia. |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 10.69 |
|
|
Apolloniosa governora tao Sele-Siria no nalain' i Demetriosa ho jeneraly, ary namory tafika lehibe ilay io, ka tonga nitoby teo akaikin' i Jamnia. Teo izy naniraka tany amin' i Jonatasa, mpisorona lehibe, hilaza hoe: |
Démétrius> confirma Apollonius> qui était gouverneur de la Coelé-Syrie>, lequel rassembla une grande armée et, étant venu camper à Iamnia, envoya dire à Jonathan> le grand prêtre |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 15.40 |
|
|
Dia nankany Jamnia Sendebe ka nanomboka hanorisory ny vahoaka, nananika an' i Jodea, nanao sambo-belona, ary nanao vonoan' olona. |
Kendébée> se rendit à Iamnia et ne tarda pas à provoquer le peuple, à envahir la Judée>, à faire des prisonniers et à massacrer. |
|
|
|
|
Makabeo II |
2ème Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
2M 12.8 |
|
|
Reny koa fa ny olona ao Jamnia, mikasa hanao toy izany amin' ny Jody monina ao aminy, |
Averti que ceux de Iamnia voulaient jouer le même tour aux Juifs> qui habitaient parmi eux, |
2M 12.9 |
|
|
ka nasiany torak' izany tamin' ny alina koa, ny mponina tao Jamnia; nodorany ny seranana mbamin' ny sambo, ka tazana hatrany Jerosalema ny hazavana avy amin' ny fandoroana, nefa efapolo sy roan-jato stady no elanelany. |
il attaqua de nuit les Iamnites>, incendia le port avec la flotte, de telle sorte que les lueurs des flammes furent aperçues jusqu'à Jérusalem> quoique distante de 240 stades. |
... | ... | ... | ... | ... |
2M 12.40 |
|
|
Isam-batan' olona tamin' izy ireo, samy nahitany tao ambanin' ny akanjo, zava-masina avy amin' ny sampin' i Jamnia, sy andraran' ny lalàna Jody. Ka niharihary tamin' izy rehetra fa izany no antony nahafatesan' ireo. |
Or ils trouvèrent sous la tunique de chacun des morts des objets consacrés aux idoles de Iamnia et que la Loi interdit aux Juifs>. Il fut donc évident pour tous que cela avait été la cause de leur mort. |