Chapters and verses mentioning Bakosa

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 6.7 Voatery ny Jody ka nangidy taminy izany, ny ho any amin' ny sorona fanao isam-bolana, amin' ny andro nahaterahan' ny mpanjaka; amin' ny fetin' ny Bakanala, noterena izy hamindra any an-dalambe, voaisy fehiloha liera, ho fanajana an' i Bakosa. On était conduit par une amère nécessité à participer chaque mois au repas rituel, le jour de la naissance du roi et, lorsqu' arrivaient les fêtes dionysiaques, on devait, couronné de lierre, accompagner le cortège de Dionysos.
...............
2M 14.33 sady nianiana nanao hoe: Raha tsy atolotrareo ahy migadra Jodasa, ity fitoerana masin' Andriamanitra ity hofongorako hitovy amin' ny tany, ny otely ho ravako, ary tempoly kanto ho an' i Bakosa no hatsangako eto. Nikanor leva la main droite vers le Temple et affirma avec serment : "Si vous ne me livrez pas Judas enchaîné, je raserai cette demeure de Dieu, je détruirai l' autel, et, au même endroit, j'élèverai à Dionysos un sanctuaire splendide."