|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 15.11 |
And the border went out unto the side of Ekron> northward: and the border was drawn to Shicron, and passed along to mount Baalah>, and went out unto Jabneel>; and the goings out of the border were at the sea. |
dia nihatra tamin' ny lafiny avaratr' i Ekrona, dia nizotra hatrany Sikerona ka nandroso hatramin' ny tendrombohitra Bala, dia nihatra tamin' i Jabniela, ary dia nihatra tany amin' ny ranomasina. |
Ny faritry ny tany nipaka amin' ny kisolasola avaratr' i Akarona, ary nizotra ny faritry ny tany mankany Sekrona, nihazo amin' ny tendrombohitra Baala ary nipaka amin' i Jebneela ary nihatra amin' ny ranomasina. |
aboutissait sur le flanc d'Éqrôn> vers le nord, tournait vers Shikkarôn et passait par la montagne de Baala> pour aboutir à Yabnéel>. La mer était l' aboutissement de la frontière. |