|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
Jos 11.1 |
And it came to pass, when Jabin> king of Hazor> had heard those things, that he sent to Jobab> king of Madon, and to the king of Shimron>, and to the king of Achshaph>, |
Ary rehefa nahare Jabina, mpanjakan' i Hazora, dia naniraka tany amin' i Jobaba, mpanjakan' i Madona, sy ny mpanjakan' i Simrona sy ny mpanjakan' i Aksafa, |
Nony nandre izany Jabina, mpanjakan' i Asora, dia nandefa iraka, nankany amin' i Jobaba mpanjakan' i Madona, sy amin' ny mpanjakan' i Semerona, sy amin' ny mpanjakan' i Aksafa, |
Lorsque Yabîn>, roi de Haçor>, eut appris cela, il fit informer Yobab>, roi de Mérom, le roi de Shimrôn>, le roi d' Akshaph> |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 12.19 |
The king of Madon, one; the king of Hazor>, one; |
ny mpanjakan' i Madona, iray; ny mpanjakan' i Hazora, iray; |
ny mpanjakan' i Madona, iray; ny mpanjakan' i Asora, iray; |
Le roi de Mérom, un; le roi de Haçor>, un; |