Mts / Mpits 12.11 |
And after him Elon, a Zebulonite, judged Israel; and he judged Israel ten years. |
Ary Elona Zebolonita no nitsara ny Isiraely nandimby azy; ary nitsara ny Isiraely folo taona izy. |
Taorian' izy io dia Ahialona avy any Zabolona no mpitsara tamin' Israely. Nandritra ny folo taona izy no mpitsara tamin' Israely. |
Après lui Élôn de Zabulon fut juge en Israël. Il jugea Israël pendant dix ans. |
Mts / Mpits 12.12 |
And Elon the Zebulonite died, and was buried in Aijalon in the country of Zebulun. |
Dia maty Elona Zebolonita ka nalevina tany Aialona ao amin' ny tanin' ny Zebolona. |
Rahefa izany dia maty Ahialona avy any Zabolona ka nalevina tao Ajalona amin' ny tanin' i Zabolona. |
Puis Élôn de Zabulon mourut et fut enseveli à Ayyalôn au pays de Zabulon. |