Chapters and verses mentioning Apaima

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.30 And the sons of Nadab; Seled, and Appaim: but Seled died without children. Ary ny zanakalahin' i Nadaba dia Saleda sy Apaima; fa maty momba Saleda. Zanakalahin' i Nadaba: Saleda, sy Afaima. Maty tsy niteraka Saleda. Fils de Nadab : Séled et Éphraïm. Séled mourut sans fils.
1Tt / 1Tan 2.31 And the sons of Appaim; Ishi. And the sons of Ishi; Sheshan. And the children of Sheshan; Ahlai. Ary ny zanakalahin' i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin' i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin' i Sesana dia Ahelay. Zanakalahin' i Afaima: Jesì. Zanakalahin' i Jesì: Sesàna. Zanakalahin' i Sesàna: Oholaia. Fils d'Éphraïm : Yishéï; fils de Yishéï : Shéshân; fils de Shéshân : Ahlaï.