|
|
|
|
Makabeo I |
1er Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 5.18 |
|
|
Dia Josefa zanak' i Zakariasa sy Azariasa samy mpifehy vahoaka no navelany teo Jodea miaraka amin' ny miaramila sisa hiambina, |
Il laissa en Judée Joseph, fils de Zacharie, et Azarias, chef du peuple, avec le reste de l' armée pour faire la garde. |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 5.56 |
|
|
dia ren' i Josefa zanak' i Zakaria, sy Azariasa, samy lohan' ny tafika, ny herim-po lehibe nafitsok' izy ireo sy ny ady nataony. |
Joseph, fils de Zacharie, et Azarias, chefs de l' armée, apprirent leurs gestes de bravoure et les combats qu' ils avaient livrés, |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 5.60 |
|
|
Resy Josefa sy Azariasa, ka nenjehina hatreo amin' ny sisin-tanin' i Jodea, nahafatesana roa arivo lahy ny vahoakan' Israely, tamin' izay andro izay. Ny vahoakan' Israely no voan' izany faharesena lehibe izany |
Joseph et Azarias furent mis en fuite et poursuivis jusqu' aux frontières de la Judée. Il périt ce jour-là environ 2.000 hommes du peuple d' Israël. |