1Tt / 1Tan 7.32 |
And Heber begat Japhlet, and Shomer, and Hotham, and Shua their sister. |
Ary Hebera niteraka an' i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin' ireo. |
Hebera niteraka an' i Jeflata, Somera, Hotama, ary Soaà anabavin' ireo. |
Héber engendra Yaphlet, Shémer, Hotam et Shua leur soeur. |
1Tt / 1Tan 7.33 |
And the sons of Japhlet; Pasach, and Bimhal, and Ashvath. These are the children of Japhlet. |
Ary ny zanakalahin' i Jafleta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin' i Jafleta. |
Zanakalahin' i Jeflata: Foseka, Bamaala ary Asota: ireo no zanakalahin' i Jeflata. |
Fils de Yaphlet : Pasak, Bimhal et Ashvat. Tels sont les fils de Yaphlet. |