Neh / Ne 6.15 |
So the wall was finished in the twenty and fifth day of the month Elul, in fifty and two days. |
Dia vita tamin' ny roa amby dimam-poloandro ny manda, dia tamin' ny andro faha-dimy amby roa-polo tamin' ny volana Elola. |
Roa amby dimampolo andro, dia vita ny manda, tamin' ny fahadimy amby roapolon' ny volana Elola. |
Le rempart fut achevé le 25 Elul, en 52 jours. |
1M 14.27 |
|
|
ary izao no kopiany: Tamin' ny andro fahavalo ambin' ny folon' ny volana Elola, taona faharoa amby fitopolo amby zato, fahatelon' ny taona naha-mpisorona lehibe an' i Simona, tao Saramela, |
Voici la copie de ce texte "Le dix-huit Elul de l' an 172 qui est la troisième année de Simon, grand prêtre éminent, en Asaramel, |