|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Pao

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.39 And Baalhanan the son of Achbor died, and Hadar reigned in his stead: and the name of his city was Pau; and his wife' s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. Ary maty Bala-hanana, zanak' i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. Maty Balanàna, zanak' i Akora, dia nanjaka nandimby azy Hadara, ka ny anaran' ny tanànany dia Faho ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. Baal-Hanân, fils d' Akbor, mourut et à sa place régna Hadad; sa ville s' appelait Paü; sa femme s' appelait Mehétabéel, fille de Matred, de Mé-Zahab.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.50 And when Baalhanan was dead, Hadad reigned in his stead: and the name of his city was Pai; and his wife' s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. Maty Balanana ka Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. Baal-Hanân mourut et à sa place régna Hadad. Sa ville s' appelait Paï; sa femme s' appelait Mehétabéel, fille de Matred de Mé-Zahab.