Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.40 | And the sons of |
Ary ny taranak' i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon' ny Ardita; ary avy tamin' i Namana ny fokon' ny Namanita. | Ary ny zanak' i Belà, dia Hereda sy Noemana: ny fokon' ny Heredita, avy tamin' i Hereda; ny fokon' ny Noemanita, avy tamin' i Noemana; |