|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.17 |
And the sons of Asher; Jimnah, and Ishuah, and Isui, and Beriah, and Serah their sister: and the sons of Beriah; Heber, and Malchiel. |
Ary ny zanak' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin' ireo; ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela. |
Zanak' i Asera: Jamne, Jesoà, Jesoì, Berià, ary Sarà anabavin' ireo. Ny zanak' i Beria dia Hebera sy Melkiela. |
Les fils d' Asher : Yimna, Yishva, Yishvi, Beria et leur soeur Sérah; les fils de Beria : Héber et Malkiel. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.45 |
Of the sons of Beriah: of Heber, the family of the Heberites: of Malchiel, the family of the Malchielites. |
avy tamin' ny zanak' i Bena dia izao: avy tamin' i Hebera ny fokon' ny Heberita; avy tamin' i Malkiela ny fokon' ny Malkielita. |
Avy amin' ny zanak' i Brie: ny fokon' ny Hebrita avy tamin' i Hebera; ny fokon' ny Melkielita avy tamin' i Melkiela. |
Pour les fils de Béria : pour Héber, le clan Hébrite ; pour Malkiel, le clan Malkiélite. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.31 |
And the sons of Beriah; Heber, and Malchiel, who is the father of Birzavith. |
Ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain' i Birzavita. |
Zanakalahin' i Baria: Hebera sy Melkiela; izy no Barsaita. |
Fils de Béria : Héber et Malkiel. C' est le père de Birzayit. |