|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 25.14 |
Now the name of the Israelite that was slain, even that was slain with the Midianitish woman, was Zimri, the son of Salu, a prince of a chief house among the Simeonites. |
Ary ny anaran' ilay lehilahy Isiraelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak i Salo, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Simeonita. |
Zamarì no anaran' ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak' i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin' ny Simeonita. |
L' Israélite frappé il avait été frappé avec la Madianite se nommait Zimri, fils de Salu, prince d' une famille de Siméon. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 9.7 |
And of the sons of Benjamin; Sallu the son of Meshullam, the son of Hodaviah, the son of Hasenuah, |
Ary tamin' ny taranak' i Benjamina dia Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Hodavia, zanak' i Hasenoa, |
Ny tamin' ny taranak' i Benjamina: Salao, zanak' i Mosolama, zanak' i Odoià, zanak' i Asàna; |
Parmi les fils de Benjamin : Sallu fils de Meshullam, fils de Hodavya, fils de Hassenua; |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.7 |
And these are the sons of Benjamin; Sallu the son of Meshullam, the son of Joed, the son of Pedaiah, the son of Kolaiah, the son of Maaseiah, the son of Ithiel, the son of Jesaiah. |
Ary izao no taranak' i Benjamina: Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Joeda, zanak' i Pedaia, zanak' i Kolaia, zanak' i Mahaseia, zanak' Itiela,zanak' i Jesaia; |
Ary izao no taranak' i Benjamina: Seloma, zanak' i Mosolama, zanak' i Joeda, zanak' i Fadaiasa, zanak' i Kolaiasa, zanak' i Maasiasa, zanak' i Eteela, zanak' i Isaia; |
Voici les fils de Benjamin : Sallu, fils de Meshullam, fils de Yoèd, fils de Pedaya, fils de Qolaya, fils de Maaséya, fils d' Itiel, fils de Yeshaya, |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 12.7 |
Sallu, Amok, Hilkiah, Jedaiah. These were the chief of the priests and of their brethren in the days of Jeshua. |
Salo, Amoka, Hilkia ary Jedaia. Ireo no lohan' ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin' ny andron' i Jesoa. |
Seloma, Amòka, Helkiasa, Idaiasa. Ireo no lehiben' ny mpisorona mbamin' ireo rahalahiny, tamin' ny andron' i Josoe. |
Sallu, Amoq, Hilqiyya, Yedaya. Tels étaient les chefs des prêtres, et leurs frères, au temps de Josué, |