|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 23.11 |
And after him was Shammah the son of Agee the Hararite. And the Philistines were gathered together into a troop, where was a piece of ground full of lentiles: and the people fled from the Philistines. |
Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak' i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin' ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy, |
Manarakaraka io, dia Semà, zanak' i Age, Hararita. Tafakambana ho antokony iray ny Filistina; nisy toerana anankiray, feno voanemba maniry teo, ary vaky nandositra teo anoloan' ny Filistina ny vahoaka. |
Après lui Shamma fils d'Éla, le Hararite. Les Philistins étaient rassemblés à Léhi. Il y avait là un champ tout en lentilles; l' armée prit la fuite devant les Philistins, |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 23.33 |
Shammah the Hararite, Ahiam the son of Sharar the Hararite, |
Sama Hararita, Ahiama, zanak' i Sarara Hararita, |
Semà, Haratita; Ahiama, zanak' i Sarara, Haratita; |
fils de Shamma, de Harar. Ahiam fils de Sharar, de Harar. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 11.34 |
The sons of Hashem the Gizonite, Jonathan the son of Shage the Hararite, |
sy ny zanak' i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak' i Sage Hararita, |
Ahiama zanak' i Sakara avy any Arara; |
Bené-Hashem de Gizôn, Yonatân fils de Shagé, de Harar, |
1Tt / 1Tan 11.35 |
Ahiam the son of Sacar the Hararite, Eliphal the son of Ur, |
sy Ahiama, zanak' i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak' i Ora, |
Elifala zanak' i Ora, |
Ahiam fils de Sakar, de Harar, Éliphélèt fils d' Ur, |