|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Ido

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.14 Ahinadab the son of Iddo had Mahanaim: Ahinadaba, zanak' Ido, tany Mahanaima; Ahinadaba zanak' i Adao tao Manaima; Ahinadab fils d' Iddo, à Mahanayim.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.6 And Uzzi begat Zerahiah, and Zerahiah begat Meraioth, Joa no zanak' i Zima, Ido no zanak' i Joa, Zera no zanak' Ido, Jeateray zanak' i Zera. Joah zanany, Adao zanany, Zarà zanany, Jetraia zanany. Yoah son fils, Iddo son fils, Zérah son fils, Yéatraï son fils.
...............
1Tt / 1Tan 27.21 Of the half tribe of Manasseh in Gilead, Iddo the son of Zechariah: of Benjamin, Jaasiel the son of Abner: tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin' i Zakaria; tamin' ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin' i Abnera; amin' ny antsasa-pokon' i Manase any Galaada, Jadao zanak' i Zakariasa; amin' i Benjamina, Jasiela zanak' i Abnera; Yiddo fils de Zekaryahu la demi-tribu de Manassé en Galaad, Yaasiel fils d' Abner les Benjaminites,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 9.29 Now the rest of the acts of Solomon, first and last, are they not written in the book of Nathan the prophet, and in the prophecy of Ahijah the Shilonite, and in the visions of Iddo the seer against Jeroboam the son of Nebat? Ary ny tantaran' i Solomona sisa, na ny voalohany na ny farany. tsy efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natana mpaminany sy amin' ny faminanian' i Ahia Silonita sy amin' ny fahitan' Ido mpahita ny amin' i Jeroboama, zanak' i Nebata? Ny sisa tamin' ny asan' i Salomona, na ny voalohany na ny farany, moa tsy dia efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natàna mpaminany, sy amin' ny faminanian' i Ahiasa avy any Silao, ary amin' ny fahitan' i Adao ny amin' i Jeroboama zanak' i Nabata? Le reste de l' histoire de Salomon, du début à la fin, n' est-ce pas écrit dans l' histoire de Natân le prophète, dans la prophétie d' Ahiyya de Silo, et dans la vision de Yéddo le voyant concernant Jéroboam fils de Nebat ?
...............
2Tt / 2Tan 12.15 Now the acts of Rehoboam, first and last, are they not written in the book of Shemaiah the prophet, and of Iddo the seer concerning genealogies? And there were wars between Rehoboam and Jeroboam continually. Ary ny tantaran-dRehoboama, na ny voalohany na ny farany, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' i Semaia mpaminany sy Ido mpahita ny amin' ny firazanana va izany? Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama. Ny asa nataon-dRoboama, na ny voalohany na ny farany, moa tsy efa voasoratra ao amin' ny Tenin' i Semaiasa mpaminany, sy ny an' i Adao mpahita, momba ny tetiaram-pirazanana? Niady mandrakariva Roboama sy Jeroboama. L' histoire de Roboam, du début à la fin, cela n' est-il pas écrit dans l' histoire du prophète Shemaya et du voyant Iddo ? Il y eut tout le temps des combats entre Roboam et Jéroboam.
...............
2Tt / 2Tan 13.22 And the rest of the acts of Abijah, and his ways, and his sayings, are written in the story of the prophet Iddo. Ary ny tantaran' i Abia sisa mbamin' ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. Ny sisa tamin' ny asan' i Abià mbamin' ny nataony sy ny teniny, dia efa voasoratra ao amin' ny boky Fitadidian' i Adao mpaminany. Le reste de l' histoire d' Abiyya, sa conduite et ses actions sont écrits dans le Midrash du prophète Iddo.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
Ezr / Esd 5.1 Then the prophets, Haggai the prophet, and Zechariah the son of Iddo, prophesied unto the Jews that were in Judah and Jerusalem in the name of the God of Israel, even unto them. Ary ny mpaminany, dia Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido, naminany tamin' ny Jiosy tany Joda sy Jerosalema tamin' ny anaran' Andriamanitry ny Isiraely izay tao aminy. Ary ireo mpaminany, Akzea mpaminany sy Zakaria zanak' i Adao dia naminany tamin' ireo Jody izay tany Jodà sy Jerosalema, amin' ny anaran' Andriamanitr' Israely izay nanindry azy. Alors les prophètes Aggée et Zacharie, fils d' Iddo, se mirent à prophétiser pour les Juifs de Juda et de Jérusalem, au nom du Dieu d' Israël qui était sur eux.
...............
Ezr / Esd 6.14 And the elders of the Jews builded, and they prospered through the prophesying of Haggai the prophet and Zechariah the son of Iddo. And they builded, and finished it, according to the commandment of the God of Israel, and according to the commandment of Cyrus, and Darius, and Artaxerxes king of Persia. Dia nanao ny trano ny loholon' ny Jiosy ka nambinina noho ny faminanian' i Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido. Ary nanao ny trano izy ka nahavita azy, araka ny didin' Andriamanitry ny Isiraely sy araka ny didin' i Kyrosy sy Dariosy ary Artaksersesy, mpanjakan' i Persia. Ka dia rafitra nanao ny trano ireo loholon' Israely, ka nandroso tsara ny asa, noho ny faminanian' i Akzea mpaminany, sy Zakaria zanak' i Adao. Nanao izy dia nahavita araka ny didin' Andriamanitr' Israely sy araka ny didin' i Sirosa, Dariosa, Artakserksesa, mpanjakan' i Persa. Quant aux anciens des Juifs, ils continuèrent à bâtir, avec succès, sous l' inspiration d' Aggée le prophète et de Zacharie, fils d' Iddo. Ils achevèrent la construction conformément à l' ordre du Dieu d' Israël et à l' ordre de Cyrus et de Darius.
...............
Ezr / Esd 8.17 And I sent them with commandment unto Iddo the chief at the place Casiphia, and I told them what they should say unto Iddo, and to his brethren the Nethinims, at the place Casiphia, that they should bring unto us ministers for the house of our God. Ary nampitondraiko teny ho any amin' Ido, loholona any Kasifia, ireo, ka nambarako azy izay teny holazainy amin' Ido sy ny Netinima rahalahiny any Kasifia, mba ho entiny any aminay izay ho mpanao fanompoam-pivavahana ao an-tranon' Andriamanitray. Nirahiko ho any amin' i Edao loholona, ao amin' ny fitoerana atao hoe Kasfià izy ireo; dia nofahanako teny hambara amin' i Edao, mbamin' ireo Natieana rahalahiny any amin' ny fitoerana atao hoe Kasfià izy, mba hitondrany mankaty aminay izay ho mpandraharaha ao amin' ny tranon' Andriamanitray et les mandatai auprès d' Iddo, chef en la localité de Kasiphya; je mis en leur bouche les paroles qu' ils devaient adresser à Iddo et à ses frères, fixés dans la localité de Kasiphya : nous fournir des servants pour le Temple de notre Dieu.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 12.4 Iddo, Ginnetho, Abijah, Ido, Ginetoy, Abia, Adao, Gentona, Abiasa, Iddo, Ginnetôn, Abiyya,
...............
Neh / Ne 12.16 Of Iddo, Zechariah; of Ginnethon, Meshullam; ny avy tamin' Ido dia Zakaria; ny avy tamin' i Ginetona dia Mesolama; Zakaria avy amin' i Adao; Mosolama, avy amin' i Gentona; famille d' Iddo : Zekarya; famille de Ginnetôn : Meshullam;

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
Zak / Za 1.1 In the eighth month, in the second year of Darius, came the word of the Lord unto Zechariah, the son of Berechiah, the son of Iddo the prophet, saying, Tamin' ny volana fahavalo tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah tamin' i Zakaria mpaminany, zanak' i Berekia, zanak' Ido, nanao hoe: Tamin' ny volana fahavalo, taona faharoa nanjakan' i Dariosa, ny tenin' ny Tompo dia natao tamin' i Zakaria, mpaminany, zanak' i Barakia, zanak' i Adao, nanao hoe: La deuxième année de Darius, au huitième mois, la parole de Yahvé fut adressée au prophète Zacharie fils de Bérékya , fils de Iddo, en ces termes :
...............
Zak / Za 1.7 Upon the four and twentieth day of the eleventh month, which is the month Sebat, in the second year of Darius, came the word of the Lord unto Zechariah, the son of Berechiah, the son of Iddo the prophet, saying, Tamin' ny andro fahefatra amby roa-polo tamin' ny volana fahiraika ambin' ny folo (volana Sebata izany) tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa dia tonga tamin i Zakaria mpaminany, zanak' i Berekia, zanak' Ido, ny tenin' i Jehovah nanao,hoe: Tamin' ny andro fahefatra amby roapolon' ny volana, izay volana Sabata, tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa, tonga tamin' i Zakaria, mpaminany, zanak' i Barakia, zank' i Adao, ny tenin' Andriamanitra, dia izao: Le vingt-quatrième jour du onzième mois le mois de Shebat , la deuxième année de Darius, la parole de Yahvé fut adressée au prophète Zacharie fils de Bérékya , fils de Iddo, en ces termes.