Chapters and verses mentioning Mesalemeta

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 21.19 Amon was twenty and two years old when he began to reign, and he reigned two years in Jerusalem. And his mother' s name was Meshullemeth, the daughter of Haruz of Jotbah. Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Mesolemeta, zanakavavin' i Haroza, avy any Jotba. Roa amby roapolo taona Amona fony tonga mpanjaka, ary nanjaka roa taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Mesalemeta, zanak' i Harosa, avy any Jeteba. Amon avait 22 ans à son avènement et il régna deux ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Meshullémèt, fille de Haruç, et était de Yotba.