Chapters and verses mentioning Makatita

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 3.14 Jair the son of Manasseh took all the country of Argob unto the coasts of Geshuri and Maachathi; and called them after his own name, Bashanhavothjair, unto this day. Jaïra, zanak' i Manase, no nahafaka ny tany Argoba rehetra, hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita; ary ny anaran' izany (dia Basana) nataony hoe Havota-jaira, araka ny anaran-tenany ihany, mandraka androany). Jaira, zanak' i Manase no nahazo ny tany Argoba, hatramin' ny sisin-tanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ary nantsoiny amin' ny anarany ny vohitr' i Basàna izay atao hoe vohitr' i Jaira, mandrak' androany. Yaïr, fils de Manassé, s'était emparé de toute la confédération d' Argob jusqu' aux frontières des Geshurites et des Maakatites, qu' il appela - ce Bashân - de son nom " Douars de Yaïr " jusqu'à ce jour.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.5 And reigned in mount Hermon, and in Salcah, and in all Bashan, unto the border of the Geshurites and the Maachathites, and half Gilead, the border of Sihon king of Heshbon. sy nanjaka tany an-tendrombohitra Hermona sy tany Saleka ary tany Basana rehetra hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita ary ny antsasak' i Gileada, fari-tanin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona. ny takatry ny fahefany dia ny tendrombohitra Hermona, Salekà, Basàna rehetra, hatramin' ny faritry ny tanin' ny Gesorima sy ny Makatiana ary ny antsasak' i Galaada, faritanin' i Sehona mpanjakan' i Hesebona. avait pour domaine le mont Hermon et Salka, tout le Bashân jusqu'à la frontière des Geshurites et des Maakatites, et la moitié de Galaad jusqu' aux frontières de Sihôn, roi de Heshbôn.
...............
Jos 13.11 And Gilead, and the border of the Geshurites and Maachathites, and all mount Hermon, and all Bashan unto Salcah; ary Gileada sy ny tanin' ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka, Galaada, ny faritanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Salekà; Puis le Galaad et le territoire des Geshurites et des Maakatites, avec tout le massif de l' Hermon et le Bashân en entier, jusqu'à Salka;
...............
Jos 13.13 Nevertheless the children of Israel expelled not the Geshurites, nor the Maachathites: but the Geshurites and the Maachathites dwell among the Israelites until this day. Kanefa tsy mba noroahin' ny Zanak' Isiraely ny Gesorita sy ny Makatita; fa mitoetra eo amin' ny Zanak' Isiraely mandraka androany ny Gesorita sy ny Makatita. Ny Gesoriana sy ny Makatiana anefa tsy mba noroahin' ny zanak' Israely ka samy mbola mitoetra eo amin' ny zanak' Israely mandrak' androany i Gesora sy Makata. Mais les Israélites ne dépossédèrent pas les Geshurites ni les Maakatites, aussi Geshur et Maaka sont-ils encore aujourd' hui au milieu d' Israël.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.34 Eliphelet the son of Ahasbai, the son of the Maachathite, Eliam the son of Ahithophel the Gilonite, Elifeleta, zanak' i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak' i Ahitofela Gilonita, Elifeleta, zanak' i Asbaia zana-Makatiana anankiray; Eliama zanak' i Akitofela, avy any Gilao; Éliphélèt fils d' Ahasbaï, de Bet-Maaka. Éliam fils d' Ahitophel, de Gilo.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.23 And when all the captains of the armies, they and their men, heard that the king of Babylon had made Gedaliah governor, there came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan the son of Careah, and Seraiah the son of Tanhumeth the Netophathite, and Jaazaniah the son of a Maachathite, they and their men. Ary nony ren' ny komandin' ny miaramila rehetra mbamin' ny olom-peheziny avy fa Gedalia no notendren' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ho mpanapaka, dia nankany amin' i Gedalia tany Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa Netofatita, ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Ren' ny lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia izy sy ny olom-peheziny avy, fa hoe Godoliasa no voatendrin' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka, dia tonga nanatona an' i Godoliasa tany Masfà izy ireo: Ismaela zanak' i Nataniasa; Johanana, zanak' i Karea; Saraiasa zanak' i Tanehometa avy ao Netofà, ary Jezoniasa zanak' ilay Maakatiana, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Tous les officiers des troupes et leurs hommes apprirent que le roi de Babylone avait institué Godolias gouverneur et ils vinrent auprès de lui à Miçpa : Yishmaèl fils de Netanya, Yohanân fils de Qaréah, Seraya fils de Tanhumèt, le Netophatite, Yaazanyahu, le Maakatite, eux et leurs hommes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.19 And the sons of his wife Hodiah the sister of Naham, the father of Keilah the Garmite, and Eshtemoa the Maachathite. Ary ny zanakalahin' i Hodia vadiny, izay anabavin' i Nahama, dia ny razamben' ny an' i Keila Garmita sy Estemoa Makatita. Zanakalahin' ny vadin' i Odaià, anabavin' i Nahama: ny rain' i Keilà, ilay Garmiana, sy ny rain' i Estamao, ilay Makatiana. Fils de la femme de Hodiyya, soeur de Naham père de Qéïla le Garmite et d' Eshtemoa le Maakatite.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 40.8 Then they came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan and Jonathan the sons of Kareah, and Seraiah the son of Tanhumeth, and the sons of Ephai the Netophathite, and Jezaniah the son of a Maachathite, they and their men. dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa, sy ny zanak' i Efay Netofatita ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy. dia nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe, Ismaely, zanak' i Nataniasa, Johanana sy Honatana, zanak' i Karea, Seraiasa, zanak' i Tanehometa ireo zanak' i Efoì, sy Netofà, ary Jezoniasa, zanak' ilay Moahatiana, dia ireo mbamin' ny olom-peheziny avy. Ils vinrent auprès de Godolias à Miçpa : Yishmaèl, fils de Netanyahu, Yohanân et Yonatân, fils de Qaréah, Seraya, fils de Tanhumèt, les fils de Ephaï le Netophatite, Yizanyahu, fils du Maakatite, eux et leurs hommes.