|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 2.43 |
The Nethinims: the children of Ziha, the children of Hasupha, the children of Tabbaoth, |
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak' i Ziha, ny taranak' i Hasofa, ny taranak' i Tabaota, |
Natieana: ny taranak' i Sihà, ny taranak' i Hasofà, ny taranak' i Tabaota, |
Les "donnés" : les fils de Ciha, les fils de Hasupha, les fils de Tabbaot, |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 7.46 |
The Nethinims: the children of Ziha, the children of Hashupha, the children of Tabbaoth, |
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak' i Ziha, ny taranak' i Hasofa, ny taranak' i Tabaota, |
Natieana: ny taranak' i Sohà, ny taranak' i Hasofà, ny taranak' i Tebaota; |
Les "donnés" : les fils de Ciha, les fils de Hasupha, les fils de Tabbaot, |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.21 |
But the Nethinims dwelt in Ophel: and Ziha and Gispa were over the Nethinims. |
Fa ny Netinima dia nonina tany Ofela; ary Ziha sy Gispa no nifehy azy. |
Ny Natieana dia nonina teo amin' ny faritanin' i Ofela: Sihà sy Gasfà no nifehy ny Natieana. |
Les "donnés" habitaient l' Ophel; Ciha et Gishpa étaient à la tête des "donnés" |