|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 23.26 |
Helez the Paltite, Ira the son of Ikkesh the Tekoite, |
Heleza Paltita, Ira, zanak' Ikesy Tekoita, |
Helesa avy any Falty; Hirà zanak' i Aksesa, avy any Tekoe; |
Héleç, de Bet-Pélèt. Ira fils d' Iqqèsh, de Teqoa. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 11.28 |
Ira the son of Ikkesh the Tekoite, Abiezer the Antothite, |
sy Ira, zanak' Ikesy Tekoita, sy Abiezera Anatotita |
Irà zanak' i Aksesa avy any Tekoe; Abiesera, avy any Anatota; |
Ira fils d' Iqqesh, de Teqoa, Abiézer d' Anatot, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.9 |
The sixth captain for the sixth month was Ira the son of Ikkesh the Tekoite: and in his course were twenty and four thousand. |
Ny fahenina, ho amin' ny volana fahenina, dia Ira, zanak' Ikesy Tekoita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. |
Hirà, zanak' i Aksesa avy any Tekoe no fahenina ho amin' ny volana fahenina; ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. |
Le sixième, affecté au sixième mois, était Ira, fils d' Iqqesh, de Teqoa; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 3.5 |
And next unto them the Tekoites repaired; but their nobles put not their necks to the work of their Lord. |
Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny vozony ho amin' ny fanompoana ny Tompony. |
teo anilany dia ny Tekoita no nanamboatra, saingy tsy nilatsaka hanampy tamin' ny fanompoana ny Tompony, ny lehibe tamin' izy ireo. |
A sa suite réparèrent les gens de Teqoa, mais leurs notables refusèrent de mettre leur nuque au service de leurs seigneurs. |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 3.27 |
After them the Tekoites repaired another piece, over against the great tower that lieth out, even unto the wall of Ophel. |
Ary manarakaraka ireo koa dia nisy namboarin' ny Tekoita, teo amin' ny tandrifin' ny mandroso eo amin' ny tilikambo lehibe ka hatramin' ny mandan' i Ofela. |
Manarakaraka azy, ny Tekoita nanamboatra ny laniny iray, tandrifin' ny tilikambo lehibe mibohitra, ka hatreo amin' ny mandan' i Ofela. |
Après lui les gens de Teqoa réparèrent un autre secteur, vis-à-vis de la grande tour en saillie jusqu' au mur de l' Ophel. |