Est 2.16 |
So Esther was taken unto king Ahasuerus into his house royal in the tenth month, which is the month Tebeth, in the seventh year of his reign. |
Dia nentina ho ao amin' i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon' ny fanjakana, tamin' ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin' ny taona fahafito nanjakany. |
Tamin' ny volana fahafolo, izay volana Tebeta, taona fahafito nanjakan' i Asoerosa mpanjaka, no nentina ho ao aminy ao an-tranom-panjaka Estera. |
Elle fut conduite au roi Assuérus, au palais royal, le dixième mois, qui est Tébèt, en la septième année de son règne, |