|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 3.21 |
And the sons of Hananiah; Pelatiah, and Jesaiah: the sons of Rephaiah, the sons of Arnan, the sons of Obadiah, the sons of Shechaniah. |
Ary ny zanakalahin' i Hanania dia Pelatia sy Jisaia sy ny zanakalahin' i Rafaia sy ny zanakalahin' i Arnana sy ny zanakalahin' i Obadia ary ny zanakalahin' i Sekania. |
Zanakalahin' i Hananiasa: Faltiasa sy Jeseiasa, ny zana-dRefaià, ny zanak' i Arnàna, ny zanak' i Obdià, ny zanak' i Sekeniasa. |
Fils de Hananya : Pelatya; Yeshaya son fils, Rephaya son fils, Arnân son fils, Obadya son fils, Shekanya son fils. |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 10.23 |
Hoshea, Hananiah, Hashub, |
Pelatia, Hanana, Anaia, |
Feltiasa, Hanàna, Anaiasa, |
Pelatya, Hanân, Anaya, |
|
|
Book of Ezekiel |
Ezekiela |
Ezekiela |
Livre d'Ezéchiel |
Eze / Ez 11.1 |
Moreover the spirit lifted me up, and brought me unto the east gate of the Lord' s house, which looketh eastward: and behold at the door of the gate five and twenty men; among whom I saw Jaazaniah the son of Azur, and Pelatiah the son of Benaiah, princes of the people. |
Ary nisy fanahy nanainga ahy koa, dia nitondra ahy ho eo amin' ny vavahady atsinanana amin' ny tranon' i Jehovah, dia ilay manatrika ny atsinanana; ary, indreo, nisy olona dimy amby roa-polo lahy teo anoloan' ny vavahady; dia hitako teo amin' ireo Jazania, zanak' i Azora, sy Pelatia, zanak' i Benaia, lehiben' ny vahoaka. |
Naingain' ny Fanahy aho dia nentiny nankeo ambavahady atsinanana, ilay mitodika miantsinana amin' ny tranon' ny Tompo; ka indro, teo anoloan' ny vavahady nisy olona dimy amby roapolo lahy; ary hitako teo amin' izy ireo, Jezoniasa, zanak' i Azora sy Feltiasa, zanak' i Banaiasa, lehiben' ny vahoaka. |
L' esprit m' enleva et m' emmena au porche oriental du Temple de Yahvé, celui qui regarde l' orient. Et voici qu'à l' entrée du porche, il y avait vingt-cinq hommes, parmi lesquels je vis Yaazanya fils de Azzur et Pelatyahu fils de Benayahu, chefs du peuple. |
... | ... | ... | ... | ... |
Eze / Ez 11.13 |
And it came to pass, when I prophesied, that Pelatiah the son of Benaiah died. Then fell I down upon my face, and cried with a loud voice, and said, Ah Lord GOD! wilt thou make a full end of the remnant of Israel? |
Ary raha mbola naminany aho, dia maty Pelatia, zanak' i Benaia. Dia niankohoka aho ka nitaraina tamin' ny feo mahery nanao hoe: Indrisy! Jehovah Tompo ô, holevoninao va ny hany sisa amin' ny Isiraely? |
Mbola naminany teo aho, dia maty Feltiasa, zanak' i Banaiasa; ka niankohoka aho, nitaraina taminy feo avo nanao hoe: Indrisy, Iaveh Tompo ô! dia haringanao ve, ny sisa amin' Israely. |
Or, comme je prophétisais, Pelatyahu fils de Benayah mourut. Je tombai la face contre terre et m'écriai d' une voix forte : " Ah! Seigneur Yahvé, vas-tu anéantir ce qui reste d' Israël ? " |