Chapters and verses mentioning Kademota

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 2.26 And I sent messengers out of the wilderness of Kedemoth unto Sihon king of Heshbon with words of peace, saying, Dia naniraka olona avy tany an-efitr' i Kedemota aho hankany amin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona, nitondra teny fihavanana hoe: Teo an' efitra Kademota dia nandefa iraka hankany amin' i Sehona, mpanjakan' i Hesebona aho, nitondra tenim-pihavanana, nampilaza taminy hoe: Du désert de Qedémot, j' envoyai des messagers porter à Sihôn, roi de Heshbôn, ces paroles de paix :

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.18 And Jahaza, and Kedemoth, and Mephaath, sy Jahaza sy Kedemota sy Mefata Jasà, Kedimota, Mefaata, Yahaç, Qedémot, Méphaat,
...............
Jos 21.37 Kedemoth with her suburbs, and Mephaath with her suburbs; four cities. ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; ary koa Manaïma sy ny manodidina azy, Hesebona sy ny manodidina azy, Jazera sy ny manodidina azy: tanàna efatra izy rehetra. Qedémot et ses pâturages, et Méphaat et ses pâturages : quatre villes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.64 And the children of Israel gave to the Levites these cities with their suburbs. ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy; Kademota, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Mefaata, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Qedémot et ses pâturages, Mephaat et ses pâturages, -