2M 1.10 |
|
|
Amin' ny taona fahavalo amby valopolo amby zato. (Taratasy faharoa) Ny aty Jerosalema sy Jodea, ny parlamenta sy Jodasa manoratra ho an' i Aristobola, mpanolo-tsain' i Ptolemea mpanjaka, isan' ny fianakavian' ny mpisorona voahasina, sy ho an' ny Jody any Ejipta : Arahaba ! Fiadanana ! |
En l' année 188. Ceux qui sont à Jérusalem et ceux qui sont en Judée, le sénat et Judas, à Aristobule, conseiller du roi Ptolémée et issu de la race des prêtres consacrés, aux Juifs qui sont en Egypte, salut et bonne santé. |
|
Letter to the Romans |
Romanina |
Romana |
Épître de Saint Paul aux Romains |
Rom / Rm 16.10 |
Salute Apelles approved in Christ. Salute them which are of Aristobulus' household. |
Veloma amin' i Apela, ilay efa voazaha toetra ao amin' i Kristy. Veloma amin' ny ankohonan' i Aristobolo. |
Veloma any amin' i Apela, mpanompo mahatokin' ny Kristy. Veloma any amin' i Aristobola mianakavy. |
Saluez Apelle, qui a fait ses preuves dans le Christ. Saluez les membres de la maison d' Aristobule. |