<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 6:3 | And they said, If ye send away the ark of the |
Ary hoy ireo: Raha aterinareo ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely, aza aterina foana izy, fa manatera fanati-panonerana ho Azy mihitsy, dia ho sitrana ianareo, ary ho fantatrareo koa izay tsy ialan' ny tànany aminareo. | Ary hoy ny navaliny: Raha mamerina ny fiaran' Andriamanitr' Israely hianareo, aza mamerina azy fotsiny, fa tsy maintsy ombanareo fanati-panonerana izy; amin' izay dia ho sitrana hianareo, ka ho fantatrareo ny tsy nialan' ny tànany taminareo. | Ils répondirent : " Si vous voulez renvoyer l' arche du |