<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 6:2 | And the |
Ary ny Filistina nampaka ny mpisorona sy ny mpanao fankatovana ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika amin' ny fiaran' i Jehovah? Lazao aminay izay hanateranay azy ho any amin' ny fitoerany. | dia nantsoin' ny Filistina ny mpisorona mbamin' ny mpimasy, nilazany hoe: Hatao ahoana ity fiaran' ny Tompo? Lazao anay izay famerina azy ho amin' ny fitoerany. | Les |