<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 6:12 | And the kine took the straight way to the way of |
Ary ny ombivavy nizotra mahitsy tamin' ny lalana mankany Beti-semesy, dia nandeha tamin' ny lalambe ka nimàmà teny am-pandehanana, ary tsy nania, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia, ary ireo andrianan' ny Filistina nanaraka azy hatramin' ny fari-tanin' i Beti-semesy. | Avy hatrany dia ny làlana mankany Beti-Samesy no nalehan' ireto ombivavy. Nizotra tamin' izany làlana izany izy sady nandroso no nimamà, ka tsy nivily ho amin' ny ankavanana izy, na ho amin' ny ankavia. Narahin' ny andrianan' ny Filistina avy eo aoriany izy hatrany amin' ny faritanin' i Beti-Samesy. | Les vaches prirent tout droit la route de |