<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 4:5 | And when the ark of the covenant of the |
Ary rehefa tonga teo an-toby ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, dia nihoby mafy ny Zanak' Isiraely rehetra, ka dia nanako ny tany. | Nony niditra teo an-toby ny fiaran' ny faneken' ny Tompo dia nihoby an-kafaliana lehibe Israely rehetra, ka nanako ny tany. | Quand l' arche de |